Le portail de l'île continent Mercredi, 08 Septembre 2010 (Nativité de Marie) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
La difficulté ou l'obscurité d'un sujet n'est pas une raison suffisante pour le négliger.
[Alexis Carrel]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

FITIA MANETRY TENA

Tompo ô,

miangavy raha azo atao,

Aza avelanao aho,

hitady foana ny hotiavina,

na manao fihevi-dravina:

“Tsy tia izay mankahala ahy”,

tsy miaina ara-panahy!.

Fa mba omeo ahy kosa ,

Ilay fitiavanao miavosa!

Omeo fo mitia ny hafa,

ka ny tànako hamafa:

Ireo tarehy izay ikorinan-

dranomasom-pahoriana !

Aza avelanao loatra;

Hitady tombony aho ety,

Fa mba hanome mihoatra:

mahay mizara ny fitia

Amin’ny manodidina ahy,

Ho modely ara-panahy!.

Aza avelanao hiteny,

raha manambony tena irery.

ka tsy hijery ireo mijaly:

Tototra tsiparifary

ilay anjarany eto an-tany.

fa hizara izay mba ahy

sy hamoky ny fanahy;

Izay mitady, dia omena:

Ilay fitia manetry tena

Hitondra izao tontolo izao,

Hanaja sy hanompo Anao

 

(2001)

 

Nivoaka gazety Lakroan' i Madagasikara (sept 2002)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales