Le portail de l'île continent Mercredi, 08 Septembre 2010 (Nativité de Marie) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
La difficulté ou l'obscurité d'un sujet n'est pas une raison suffisante pour le négliger.
[Alexis Carrel]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

FANTATRAO NY AMIKO

Moa tsy avy aminao

Ilay fara taratr’irony mba fahaizako

Moa tsy aminao

No mba iantefan’ny fara-fitarainako

Moa tsy avy aminao

Ilay tsiky kely asandratr’irony mba marainako

Ekeko fa ianao

Mizaha sy mahita ny miafin’ito fiainako.

Moa tsy tsapanao

Ny mba vetsovetson’irony faniriako

Dia efa fantatrao

Fa Izaho anie nilaozan’olo-tiako

Dia indro fa hainao

tsy miafina aminao

Fa ory aho anio,

Ka dia mitalaho

zay vonjy azo atao,

Mangatsaka madio

Dia efa fantatrao, tsy miafina aminao

Izay vavaka asandratro

Vavaka andrandraina, sy mitaraindraina

Izay no mba filamatro

(2003)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales