Le portail de l'île continent Mercredi, 08 Septembre 2010 (Nativité de Marie) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
La difficulté ou l'obscurité d'un sujet n'est pas une raison suffisante pour le négliger.
[Alexis Carrel]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

FITIA MIANGAVY

Raha toa ka tsapanao,

fa angamba ela loatra

ary ianao te hitroatra

hamadika ilay fitiavako,

Dia mba saino kely indray,

ny manandrana minia

fa ianao dia tsy nitia,

ahy rahavako.

Fa izaho kosa ho’aho

efa tia anao hatrany!

Raha toa ka tsapanao,

Fa mety tena mankalao,

‘lay "tia" fiventiko mazàna

nefa ianao toa tsy ho tamàna!.

Dia andramo kely indray,

hankalaina ny anarako

dia vonoy ireo tantarako!

Fa izaho kosa hatrany

hanohy mangina ato anaty

Ilay fitiavako tsy maty,

Ho anao irery ihany.

Raha toa ianao ka leo,

Ka te hamarana hatreo

Ireo teny mamiko aminao,

Fa ianao mba te haheno

Amin’olon-kafa indray,

ny miventy toy izay ?

Dia andramo kely indray

Ny mamono sofina amiko,

dia aza adinonao ahay

ny miteny tsotra izao;

fa ianao anie ka lao!

Fa fitiavana ahy koa izay

na dia tsy izany loatra aza,

no mba andrasako aminao!.

Raha toa moa ianao,

Ka miverina ho tia

Sy hamerina indray,

Ilay fitiavantsika ho fy

Dia ho tretrika aho rahavako,

Fa tafita ilay fitiavako

(2000)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales