Le portail de l'île continent Jeudi, 09 Septembre 2010 (St Omer) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
Il y a plus de courage que de talent dans la plupart des réussites.
[Félix Leclerc]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

SOLOY TOERANA

raha azonao atao

ndeha aloha soloy toerana

hamonjy ilay fotoana, izay nifanaovanay!

fa indro toa tsy tantiko

irony fiheverana

ny tenin'ny malalako

efa nomaniny any!.



dia avelao aho, hiasina azy mangina

fa angamba izay tokoa

ritra hatreo ireo dina

sy ny aminay roa!

fa sao mipatrapatraka

hirotsaka tsy tantiko

ilay ranomaso hiraraka

hamonto ny fanahiko

ka aleko ho eto ihany!

hamisavisa ilay fiarahana

efa tojo fisarahana



(2001)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales