Le portail de l'île continent Mercredi, 08 Septembre 2010 (Nativité de Marie) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
La difficulté ou l'obscurité d'un sujet n'est pas une raison suffisante pour le négliger.
[Alexis Carrel]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

NAMANAO FOTSINY

Ho namanao fotsiny

Tsy misy afa-tsy izay

Manaiky ny hiantsoroka

Ny sedra mahamay

Izay mety mampahory

Tsy ahitanao tory

ho namanao foana

anilanao satria

manokana fotoana

porofon’ny fitia.

Ary izy hanao izay vitany

mahasoa anao

f’izay no tena sitrany

safidy tsotra izao.

Ho namanao maharitra

Raha toa ianao finaritra

Manaiky ny fisiany.

Fa azonao atao

Ny miala sy mandao

Fa tsy omeny tsiny

Fa izy anie hatrany

Dia namanao ihany.

 

(2002)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales