Le portail de l'île continent Mercredi, 08 Septembre 2010 (Nativité de Marie) 
Accueil | Annuaire de sites | Annuaire Professionnel | Agenda culturel | Shopping | Petites annonces | Forum de discussions
Recherche site Web
 
 ET  OU        
Citation du jour
La difficulté ou l'obscurité d'un sujet n'est pas une raison suffisante pour le négliger.
[Alexis Carrel]
Articles
Amour & Amitié (0)
Cinéma (0)
Corruption (0)
Economie (1)
Humour (0)
Informatique (1)
Insolite (0)
Musique (0)
Politique (0)
Social (0)
Sport (0)
Voyage (0)

Ecrire une article
Sites les plus visités
•RadioMada - Le Coeur...
•Ministère de la Sant...
•Association TERA
•Orange Madagascar
•Institut Pasteur de ...
Derniers Sites inscrits
Pas de nouveaux inscrits
 POESIE PAR Ny Eja

Anarana:
Solonomenjanahary
Fanampin'anarana:
Eugénie
Anarana maha-artista:
Ny Eja

Adiresy mailaka:
nyeja@madagascarsurlenet.com

 

ILAY TOAKA NOSOTROINY

Fa toa hoe tsy nantenainy

Ity figadon’ny adin-tsainy

Ka notohofany tsy nihamba

Zava-pisotro mety hiampanga

Ny hakiviana feno fatrany

Mba odin’ilay fo maratrany

Satria tsy tantiny intsony

dia toaka no sotroiny.

 

Nantenainy mihitsy angamba

Fa hameno ilay banga

Mangotana nozakainy

Izay mila haningotra ny ainy

Ity fisotro nofidiany

Sitrany ialana tsiny

Nefa inona no teo

Toa vao mainka nankaleo

Sy nankaloiloy azy

Toa nampitombo indray ny sazy

Satria tsy zakany tokony

Ilay toaka nosotroiny !

 

Fa isaky ny hanarin-tena

Dia mironjona mivena

Ka nakorain’ireo mpandalo

Ity fihetsiny efa mamo

Ireo toa tsy mahalala akory

Fa ilay fony anie ka ory

Hay tsy nanaja azy itony

Mba hoe toaka nosotroiny !

Ary efa nihalefy

Ilay hamamoana tsy voafefy

Ilay adintsaina hohadinoiny

Hay moa tsy nisinda akory !

Ary tsy nanindroa intsony

Ilay toaka nosotroiny.

 

(2001)

Ny Eja

1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |

- Mpikambana ao amin'ny HAVATSA UPEM
- Nianatra teny anjerimanontolo (sampana lalàna)
- Mandalina ny fiteny malagasy sy ny riba
- Mpikambana Mpianadahy Mianala (Mpitantsoratra)
- Mpikambana ao amin'ny FIMPAMAMA
- Nanoratra ny boky momba ny angano "Eclipse" teto Madagasikara ( Ilay manjira tany gasikara )
- Nanoratra tonon-kira an'i Tovo J'hay, Bodo, Joy K

 

Accès Membres
Nom d'utilisateur

Mot de passe



Vous avez perdu 
votre mot de passe?


Inscrivez-vous ici

Pourquoi s'inscrire?
Pratiques
Avions
Cours de change
Horoscope
Météo
Petites annonces
Taxi
Communautés
Messagerie interne
eCards
Tchatche
Forums
Webmail
Site perso
Divertissements
Blagues
Jeux en ligne
Poésie par Ny Eja
 

©2002-2010 Madagascar sur le net - Mentions légales